MPIOMPY AKOHO – MISEHATRA ANATY FATY ANTOKA

Mitaraina nohon’ny krizy aterakin’ny coronavirus ireo mpisehatra amin’ny fiompiana akoho fakana nofo. Hoan’i Antra, mpiompy avy any Alarobia Ambatomanga, dia fatiantoka tanteraka no iainan’izy ireo.