NAINA ANDRIANTSITOHAINA : MILA ATAO HAINGANA NY FAMINDRAM-PAHEFANA

Naina Andriantsitohaina no Ben’ny tanànan’Antananarivo Renivohitra vaovao. Mangataka ny hanaovana haingana ny famindram-pahefana eo aminy sy ny ben’ny tanàna teo aloha ny tenany, mba hahafahany miasa avy hatrany.