Natur’Aid Sarlu sy Zay Jejoo ary ny Association We Care ao aminy dia nanao fizarana kilalao sy arendrina ary sakafo ho fanampiana

Natur’Aid Sarlu sy Zay Jejoo ary ny Association We Care ao aminy dia nanao fizarana kilalao sy arendrina ary sakafo ho fanampiana ireo ankizy sy olona sahirana manodidina eny Mandrimena Andoharanofotsy ny 25 Jona ho fiaraha-mifaly amin’ireo olona sahirana manodidina azy noho ny Asaramanitra.
Marihina fa rehefa mividy zavatra ao amin’ny Natur’Aid Sarlu sy Zay Jejoo dia misy ampahany omena ny association We Care ho fanampiana sy fanolora-tanana ho an’ireo sahirana
Contact : 034 44 255 82