‘Ndao hi Rock e 🤘✊

Blooky Festi-Rock ao Antsahamanitra ny Alahady 28 Aogositra izao
Iarahana amin’i IARY – ROOVA – RHEG THE GANG
Ny tapakila dia hitanao ao amin’ny Ticketplace