?FAMPIANARANA – TAMBY KARAMA

Nankatoavina nandritry ny filan-kevitry ny governemanta ny 4 marsta lasa teo ny fanomezana ny tambinkaraman’ireo mpampianatra raha ny fanambarana nataon’ny ministeran’ny Toekarena sy ny Fitantanam-bola sy ny ministeran’ny Fanabehazam-pirenena sy ny fampianarana ara-teknika androany 5 martsa.