VAOVAO MINUTE FLASH 01 AOGOSITRA 2025

AKORANAFO – Nahitana fidinany avokoa ny vidin-tsolika nanomboka androany
TOEKARENA – Nihena ho 15% ny haba alaina amin’ny vokatra avy aty Madagasikara miditra eo amin’ny tsena amerikanina
FOTODRAFITRASA- Mila hafainganina ny fanarenana ny lalam-pirenena fahaefatra, hoy ny ministry Asa vaventy
ANTANANARIVO – Nidina an-tsehatra nanao hetsika fanadiovana ny lalana ireo mpiasan’ny ministera samihafa
FIZAHANTANY – Voarara vonjimaika ny fampiasana jet ski ao Nosy Be