– GOVERNEMANTA – Miantso ireo olom-pirenena vonona hanao sekreteram-panjakana ny fitondrana
– ANTENIMIERAM-PIRENENA – Nolanian’ireo solombavam-bahoaka ny volavolan-dalàna izay manamafy ny sazin’ireo mpanao fanolanana
– TOETR’ANDRO – Faritra maro eto Madagasikara no ahiana hisian’ny rotsak’oram-be ny faran’ny herinandro
– SOSIALIM-BAHOAKA – Vehivavy sahirana miisa dimy alina sy iray hetsy no hisitraka fampiofanana arak’asa ao anatin’ny zato andro, hoy ny Praiminisitra Ntsay Christian
