FETIM-PIRENENA – Nanentana ny rehetra hanangana sainam-pirenena ny filoha Andry Rajoelina
DIPLOMASIA – Ivon’ny fitsidihana ara-panjakana ataon’ny filohan’ny Repoblikan’i Slovenia ny fitsidihana ny tanànan’i Akamasoa
ASA – Voatondro ho andro tsy fiasana ny zoma 6 Jona izao izay andro hankalazana ny Eid Al-Adha
TOEKARENA – Nahitana fidinany ny vidin’ny gazoala omaly, raha toa ka nahitana fiakarany ny vidin’ny lasantsy
BAOLINA KITRA – Nihintsana teo amin’ny ampahaefa-dalana Fosa Juniors sy Disciples FC
