VAOVAO MINUTE FLASH 02 MEY 2025

RAHARAHAM-PIRENENA – Hitafa mivantana ao amin’ny haino amanjerim-panjakana ny alahady izao ny Filoha Andry Rajoelina
ASA FANAOVAN-GAZETY – Nihemotra eo amin’ny laharahana 113 i Madagasikara amin’ny fahalalahan’ny asa fanaovan-gazety
JIRAMA – Hanarina ny lalana raha misy asa fanamboarana fantsona mandalo amin’ny arabe
FANDRIAMPAHALEMANA – Handray miaramila miisa 820 ny fanjakana amin’ity taona ity
BAOLINA KITRA – Hanao lalao ara-pirahalahiana any Frantsa i Madagasikara sy RD Congo