VAOVAO MINUTE FLASH 03 APRILY 2025

-VAROTRA – Mikasa ny hiady varotra amin’ny fepetra momba an’ilay haban-tseranana vaovao napetrak’i Etazonia i Madagasikara
-RANO – Hanomboka tsy ho ela ny fanamboarana ny tobim-pamokarana rano 50.000m3 ao Amoronankona
-ASA VAVENTY – Efa mahatratra 22% ny fahavitan’ny arabe migodana
-FITATERANA – Tokony ho vita alohan’ny fetin’ny 26 jona ny fitaterana an-tariby eto Antananarivo
-BAOLINA KITRA – Niakatra eo amin’ny laharana fa 115 maneran-tany ny Barean’i Madagasikara