VAOVAO MINUTE FLASH 03 JONA 2025

DIPLOMASIA – Vita sonia androany ny “memorandum d’entente” eo amin’i Madagasikara sy Slovenia
TONTOLO IAINANA – Ho tanàna modely tsy misy plastika ny Nosy Sainte Marie
TOE-KARENA – Mpizahantany poloney miisa 351 nigadona tao Nosy Be
HETSIKA – Mpandray anjara miisa 500 no andrasana amin’ilay hetsika ho an’ny fampiroboroboana ny indostria aty amin’ny vondrona SADC
ANTANANARIVO – Tonga mamita iraka eto Madagasikara ireo mpamonjy voina mpilatsaka an-tsitrapo avy any Canada