– RAHARAHAM-PIRENENA – Tsy azo hidirana manomboka amin’ny 5 ora sy sasany maraina ny kianja 13-Mey rahampitso sabotsy
– FANAMBARANA – Miantso ny fianakaviambe iraisam-pirenena tsy hitazam-potsiny manoloana ny raharaham-pirenena eto Madagasikara ny Seces Antananarivo
– FISOROHANA LOZA – Haharitra roa herinandro eo ny asa famakiana ilay vato ahiana hitera-doza etsy Ankadilalana
– JIRAMA – Tapaka ny rano amin’ny faritra maro eto Antananarivo nohon’ny olana eo amin’ny milina mpanosika iray ao Mandroseza