POLITIKA – Hitsidika ny faritra Menabe ny Filoha Andry Rajoelina ny 5 sy 6 Septambra izao
POLITIKA – Azo tanterahina ny 11 Desambra ny fifidianana loholona, hoy ny Fitsarana avo momba ny lalam-panorenana
SOSIALY : Nahazo fitaovam-pitaterana entina hanatsarana ny fanaovam-baksiny ny ministeran’ny Fahasalamambahoaka
TONTOLO IAINANA : Hampiharina manomboka amin’ny taona 2026 ny lalàna mifehy ny fampiasana entona fampangatsiahana
TOAMASINA – Misokatra rahampitso ny fisoratana anarana ho an’ireo tanora te-hisitraka fiofanana ao anatin’ny tetikasa SKILLS4JOB
