VAOVAO MINUTE FLASH 04 APRILY 2025

FAMPIANARANA AMBONY – Hanomboka ny alatsinainy 7 aprily ny fandoavana ireo vatsimpiaranana ho an’ny mpianatry ny Oniversiten’Antananarivo
FIFAMOIVOZANA – Fiantsonana maromaro no nofoananan’ny kaominina eo Analakely sy ny manodidina
FIARAHA-MIASA – Nihaona tamin’ny ny delegasiaona avy amin’ny Tahirim-bola iraisam-pirenena ny Praiministra Ntsay Christian
FILAMINAM-BAHOAKA – Mandrindra ny paik’ady vaovao hiadiana amin’ny tsy fandriampahalemana ny polisim-pirenena
BAOLINA KITRA – Lavon’ny Cosfa ny As Fanalamanga nandritra ny andro fahavalo