VAOVAO MINUTE FLASH 04 JONA 2025

FAMATSIANA HERINARATRA – Tsy azo ihodivirana ny fahatapahan-jiro mifandimby amin’ity taona ity hoy ny Jirama
FIFAMOIVOIZANA – Mbola hitohy ny fikorontanan’ny fifamoivoizana eny Ambohijatovo, Anosy sy ny manodidina rahampitso alakamisy
FANABEAZANA – Ho raisina mpiasam-panjakana ny ankamaroan’ireo mpampianatra eny amin’ny sekolin’ny Akamasoa, hoy ny Filoha Andry Rajoelina
TENISY AMBONY LATABATRA – Malagasy no telo voalohany teo amin’ny sokajy lehilahy nandritra ny fiadiana ny tompondakan’i faritra atsimon’i Afrika
BAOLINA KITRA – 60% amin’ireo mpilalao voaantso handrafitra ny Barea A’ no efa saika nandrafitra ny ekipam-pirenena malagasy