RAHARAHA AMBOHIMALAZA – Tovovavy iray efa sitrana no niverina narary indray namoy ny ainy
VAROTRA – Handefa iraka ho any Etazonia ny fanjakana malagasy hanao adisisika momba ny AGOA
SOSIALY – Handray anjara amin’ny fihaonana an-tampony afrikanina faharoa momba ny toetr’andro hatao any Etiopia i Madagasikara
POLITIKA – Hanolotra antotan-kevitra ho paikady fanatsarana ny fikarakarana sy fizotry ireo fifidianana ho avy
FOTODRAFITRASA – Nahazo fankatoavana teo amin’ny filankevitry ny ministra ny teti-bola hanatsarana ny Kianja Barea
