POLITIKA – Manam-pikasana hitsidika ny Iles Eparses ny Filoha Andry Rajoelina
IVATO – Volamena milanja 3,855kg saika nisy hanondrana antsokosoko no tra-tehaky ny fadintseranana
FETIM-PIRENENA – Hilatro miaraka amin’ny fanamiana vaovao ny foloalindahy
FANJIFANA – Niakatra avokoa ny vidin’ny solika
BAOLINA KITRA – Ho avy eto Antananarivo hitily ireo mpilalao afaka handrafitra ny ekipam-pirenena i Corentin Martins
