VAOVAO MINUTE FLASH 05 SEPTAMBRA 2025

FITATERANA – Mpamonjy voina miisa folo no manaraka fiofanana manokana momba ny fahaizana mifehy ny fitaterana an-tariby
FOTODRAFITRASA – Nahazo fonja vaovao sy lapan’ny fitsarana i Belo Tsiribihina
TOETRY NY ANDRO – Nahafo fampitandremana miloko mavo amin’ny orambe ny faritra Ambatosoa, Analanjirofo ary Antalaha
BAOLINA KITRA – Fandresena no azon’i Madagasikara nanoloana an’i Centrafrique omaly tany Maroc
KOLONTSAINA – Hanao fampisehoana ao amin’ny La City Ivandry androany hariva sy ny alahady izao ny Tarika Zay