VAOVAO MINUTE FLASH 08 MEY 2024

POLITIKA : Nisokatra androany ny fampielezan-kevitra amin’ny fifidianana solombavam-bahoaka

TOE-KARENA : Ho laharam-pahamehana ny fananganana efitrano fandraisam-bahiny vaovao mba hanomezana fahafaham-po ireo mpizahan-tany, hoy i Andry Rajoelina

FODIAMANDRY – Niamboho ny mpanjakan’ny foko Sakalava Menabe Bertin Magloire Kamamy

KOLONTSAINA – Nodimandry ny mpanao hosodoka kalaza Xhi

FANKALAZANA – Hetsika fanomezan-drà sy fitiliana diabeta no nanamarihana ny andron’ny Vokovoko mena