VAOVAO MINUTE FLASH 08 SEPTAMBRA 2025

ANGOVO – Mahatratra 30 mégawatts amin’izao fotoana ny fahabangana amin’ny famokarana angovo eto amin’ny tambazotra iraisan’Antananarivo hoy ny Jirama
SOSIALY – Nanomboka androany ny fanisana ireo mpandray fisotron-dronono
FANABEAZANA – Nanomboka androany manerana an’i Madagasikara ny taom-pianarana 2025-2026
FARITRA ANOSY – Mpianatra miisa 140 no nahazo vatsim-pianarana avy amin’ny orinasa QMM
RUGBY – Norombahin’ny Cosfa ny amboaran’i Madagasikaraa