– ANTENIMIERAM-PIRENENA : Tsy nanatrika ny fanolorana ny fandaharan’asa ny politika an-kapoben’ny Fanjakana ny depiote mpanohitra
– HETRA : Mijanona ho 20% ny tahan’ny IRSA hatreto, hoy ny Fitaleavana jeneralin’ny hetra
– SOSIALY : Nosokafan’ny Filohan’ny Repoblika androany ny fizaràna ny vola mitentina 250.000 ariary ho vatsy isan-tokantrano marefo ao anatin’ny tetikasa Tsimbina
– FAHASALAMANA : Vehivavy manodidina ny 24.000 no kendrena ho vita fitiliana mialoha amin’ny homamiadan’ny nono sy ny vozon’ny tranon-jaza
– HETSIKA : Miompana amin’ny nomerika ny fankalazana ny Andro iraisam-pirenena ho an’ny Tanora
