– FIFIDIANANA : Nanamafy ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana fa nisy niditra antsokosoko tokoa ny tranokalan’izy ireo ny volana Desambra lasa teo
– RIVODOZA : Nahazo ny anarana hoe Dikeledi ilay andro ratsy ao amn’ny ranomasimbe Indianina
– ASA : Mila mailo hatrany ireo mpitady asa amin’ireo tolotrasa mankany ivelany, hoy ny ministera misahana ny asa
– DORO ALA : Velarantany 6 tapitrisa hektara mahery no may nandritra ny taona 2024, hoy ny ministeran’ny Tontolo iainana
– HERINARATRA : Miditra amin’ny fanapahan-jiro mifandimby ihany koa ny ao Fianarantsoa
