FITSARANA – Voasazy 10 taona an-tranomaizina ireo olona voarohirohy tamin’ny fanondranana biby an-tsokosoko tra-tehaka tany Thailande tamin’ny volana mey 2024
FIANGONANA KATOLIKA – Nitarika lamesa voalohany tao amin’ny lasapelin’ny Sixtine i Papa Leon XIV androany
TSENA – Hilamina sy handry fahalemana ny ao amin’ny village artisanal, hoy ny Filohan’ny Repoblika
FITATERANA – Tokony ho tonga mialohan’ny 26 jona ireo »bus électrique »mampitohy an’i Tsarasaotra sy ny Lac Iarivo
FANATANJAHAN-TENA – Ekipa 12 no handray anjara amin’ny fihodinana voalohany ho an’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja basketball N1A
