TSIMBAZAZA – Niompana tamin’ny tetibolan’ireo depiote ny adihevitra, hoy ny ministry ny toekarena sy ny fitantanam-bola
FIHAONANA – Mandray anjara amin’ny fivoriamben’ny Firenena mikambana momba ny ranomasimbe tanterahina any Nice – Frantsa ny filoha Andry Rajoelina
FAMPIANARANA AMBONY – Nitokona ireo mpianatra teny Vontovorona noho ny olan’ny famatsiana herinaratra
FETIN’NY PENTEKOSTA – Nanao fety nilamina ny teto Antananarivo sy ny manodidina
COSAFA CUP- Ny valin’ny lalao rahampitso no mamaritra raha hiakatra amin’ny manasa-dalana i Madagasikara na tsia
