VAOVAO – MINUTE FLASH 11 SEPTAMBRA 2025

DIPLOMASIA – Voatendry ho ambasadaoron’ny vondrona eoropeana any Côte d’Ivoire i Irchad Ramiandrasoa Razaaly
ANGOVO – Niantso ny hanafainganana fitaterana ireo motera ho an’ny tobim-pamokarana herinaratra 105MW ho an’Ambohimanambola ny Filoha Rajoelina
TONTOLO IAINANA – Hanamafy ny fitantanana maharitra ny karazanjavamananaina ny programa Biodiversité 30×30
HARENA AN-DRANOMASINA – 97% ny vokatry ny jono eto Madagasikara dia avy amin’ny sehatry ny jono madinika
TSIPY KANETIBE – Faralahy Urbain Baloty Ramanantiaray sy Lova Rakotoarisoa no hisolo tena an’i Madagasikara amin’ny fiadiana ny tompondaka erantany any Roma