VAOVAO MINUTE FLASH 13 MEY 2025

RAHARAHAM-PANJAKANA – Ho tanterahina any Toliara ny filankevitry ny ministra
TETIKASA SAHOFIKA – Lasan’ny Fonds souverain malagasy ny 49% ny petrabolan’ny orinasa Neho
ANGOVO – Tsy hisy intsony ny fanampiana ara-bola omena ny Jirama afaka roa taona
VATOMANDRY – Olona manodidina ny 15000 no hisitraka fitsaboana avy amin’ny Médecins de l’Océan Indien
FANATANJAHATENA : Niova ny toerana hanaovana ny lalao ampahaefadalan’ny Pureplay football league.