TONTOLO IAINANA – Ny profesora Lily-Arison René no nandrombaka ny Loka Indianapolis 2025
KOLIKOLY – Mpiasam-panjakana ambony miisa 13 no nahiditra am-ponja vonjimaika tamin’ny taona 2024 hoy ny tatitry ny Bianco
TOLIARA – Tonga hijery ireo tetikasam-pampandrosoana any an-toerana ny Filoha Andry Rajoelina
FINOANA – Ambohi-pihaonanan’ireo mpino katolika any Ampefy ny faran’ny herinandro izao
BAOLINA KITRA – Mpilalao roa vaovao no hanatevin-daharana ny Barea
