VAOVAO MINUTE FLASH 16 MEY 2025

FIFIDIANANA – Nitombo 3,31% ireo mpifidy voasoratra anarana
FOTODRAFITRASA- Natomboka ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-10 mampitohy an’Ambovombe sy Andranovory
ADY AMIN’NY KOLIKOLY : Fiara, kaonty ary fananana mitentina an-jatony tapitrisa ariary no nogiazana tamin’ny taona 2024
TOEKARENA – Vola 165 tapitrisa dolara natokan’ny Banky afrikanina ho an’ny fampandrosoana ho an’ny tetikasa PACFC andiany fahatelo
KIANJA BAREA – Vonona hanampy an’i Madagasikara i Maraoak hoy ny ministra Marson Moustapha