AGOA : Nangataka ny hitohizan’ny fifanarahana ara-barotra mandritra ny roa taona manaraka i Madagasikara
FIARAHA-MIASA : « Mitondra fanatsarana eo amin’ny fiainan’ny mponina ny fiaraha-miasa itsinjaram-pahefana » eo amin’ny Madagasikara sy Frantsa
ZANDARIMARIA – Voatendry ho talen’ny ady amin’ny asa fampihorohorona sy ny zava-mahadomelina ary ny heloka bevava iraisam-pirenena ny Kolonely Ravelomanana Tahina
MANANJARY : Hanampy amin’ny fanamboarana ny tranon’ireo traboina ny fanjakana
BAOLINA KITRA – Tafiakatra eo amin’ny laharana faha-108 maneran-tany no misy an’i Madagasikara
