FIFIDIANANA – Efa eo am-pamolavolana ny fifidianana loholona ny Vaomiera mahaleotena misahana ny fifidianana
TONTOLO IAINANA – Tontosa androany ny fifanaovan-tsonia fifanaraha-piara-miasa teo amin’ny mpitantana valanjavaboary miisa 20 sy ny minisiteran’ny tontolo iainana
ASA VAVENTY – Hanampy amin’ny fanamboarana ny lalambe migodana ny Abou Dhabi Funds for Development
BAOLINA KITRA – Nihazo an’i Kenya ny Barea androany hiatrika Chan
FANATANJAHANTENA – Tanterahina any Fianarantsoa hatramin’ny 25 aogositra izao ny fifaninana fanatanjahan-tena an-tsekoly
