VAOVAO MINUTE FLASH 19 MEY 2025

ANTENIMIERAMPIRENENA – Hibahan-toerana rahampitso eny Tsimbazaza ny lahadinika natokana ho an’ny mpanohitra
FIFINDRA-MONINA – Hihaona amin’ireo mpifindra monina Antandroy any Boeny ny governoran’ny faritra Androy sy Boeny
FOTODRAFITRASA – Fitokanana ilay vahilava ao Kiembe no namarana ny fitsidihan’ny filoham-pirenena Andry Rajoelina tany Toliara
ANTANANARIVO – Adin’iray sasany hatramin’ny adin’ny roa sasany ny faharetan’ny fahatapahan-jiro
FANATANJAHANTENA – Ny GNBC sy ny MB2ALL no nandrombaka ny amboaran’ny ligin’i Boeny