ANTANANARIVO – Tsy miasa ny fitaterana an-tariby rahampitso alakamisy nohon’ny asa fikojakojana hoy ny SENVH
FOTODRAFITRASA – Vonona hamatsy vola ny tetikasa lalambe migodana ny Banky arabo misahana ny fampandrosoana ara-toekarena aty Afrika (BADEA)
FAMPIANARANA AMBONY – Hivoaka amin’ity herinandro ity avokoa ny valim-panadinana bakalorea
DIPLOMASIA – Nisokatra androany any Yokohama Japana ny Fihaonambe iraisam-pirenena TICAD andiany fahasivy
BAOLINA KITRA – Izay mandresy amin’i Soudan sy Alzeria no hifandona amin’i Madagasikara raha mandresy an’i Kenya amin’ny ampahaefadalan’ny CHAN
