ALAOTRA – Niverina amin’ny laoniny filaminana ao Ambatondrazaka taorian’ny fihetsiketsehana nataon’ny vahoaka vokatry ny fahatapahan’ny jiro
FITSARANA – Ho raiketina anaty diary fanarahan-draharaha avokoa ireo raharaha rehetra eny anivon’ny Tribonaly mba hanamoràna ny fivoaran’ny adim-pitsarana
FIFIDIANANA – Tanora miisa 24 no nisitraka fampiofanana mikasika ny firotsahana amin’ny ady amin’ny kolikoly sy ny fahitsiana ara-politika
TENISY AMBONY LATABATRA – Fandresena iray sy faharesena telo no vokatra azon’i Madagasikara nandritra ny lalao isam-bondrona tamin’ny fiadiana ny tompondaka eran-tany
BASKETBALL – Mpilalao mpila ravinahitra efatra ary mpilalao avy eto an-toerana valo no handrafitra ny Ankoay handray anjara amin’ny fifanintsanana amin’ny Afrobasket any Egipta
