VAOVAO MINUTE FLASH 20 MARSA 2024

ANTANANARIVO – Handinika ny fanitsiana ny rindran-damina amin’ny fitantanana ireo mpanolotsainan’ny tanàna

FAHASALAMANA – Nahitana tranga kolera iray tatsy Mayotte

FAHASALAMANA – Olona 157 no matin’ny tazomoka teo anelanelan’ny Janoary sy Aprily 2023, hoy ny ministeran’ny Fampianarana ambony

ASA VAVENTY – Madiva hifarana ny fanamboarana ny tetezana eo amin’ny reniranon’i Manambondro
LALAO AFRIKANINA – Nidina eo amin’ny laharana faha-11 i Madagasikara