ANTENIMIERAMPIRENENA – Nahemotra ny fihaonana teo amin’ny mpanohitra sy ireo mpikambana efatra teo anivon’ny governemanta
FETIM-PIRENENA – Hisy filoham-pirenena vahiny hasaina eto Madagasikara amin’ny fankalazana ny 26 jona
FAHASALAMANA – Tsy nisy trangana lefakozatra intsony teto Madagasikara nandritra ny 12 volana nifanesy
ANGOVO – Miaina fahatapahan-jiro mifandimby ihany koa ny ao Mahajanga
FANATANJAHANTENA – Ekipa telo no mihintsana aorian’ny fihodinana faharoa amin’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara eo amin’ny taranja basketball N1A
