VAOVAO MINUTE FLASH 21 AOGOSITRA 2025

FINOANA – Ny mpitandrina Zaka Andriamampianina no voafidy ho filohan’ny fiangonana FJKM
FITATERANA – Handray anjara amin’ny renivolan’ny orinasa vao hatsangana hitrandraka ny teleferika ny fanjakana
ASAM-PANJAKANA – Polisy miisa roa no handeha fiofanana mandritra ny herintaona any Frantsa
FOTO-DRAFITRASA – Tsy misy tokony ahiana ny tetezana Sofia, hoy ny minisiteran’ny Asa vaventy
BAOLINA KITRA – Vonona ny hiatrika ny Kenya i Madagasikara hoy Romuald Rakotondrabe amin’ny ampahaefa-dalana ny Chan