VAOVAO MINUTE FLASH 21 MARSA 2024

– ASA : Tafiakatra ho 262.680 ariary ny karama farany ambany eto Madagasikara

– FAMBOLENA : Natolotra androany ilay karazam-bary vaovao antsoina hoe “Mavitrika”

– TAFIKA MALAGASY : Tanora miisa 2000 no ho raisina zazavao ho an’ny kilasy 2024

– BAOLINA KITRA : Antony manokana avy amin’izy ireo no tsy nahatonga an’i Loic Lapoussin, Romain Metanire ary Marco Ilaimaharitra hoy ny mpanazatra’ny Barea

– LALAO AFRIKANINA : Laharana faha-12 no misy an’i Madagasikara