VAOVAO MINUTE FLASH 21 MEY 2025

FITSIDIHAM-PARITRA – Ny alakamisy 22 may no higadona ao Nosy Be ny Filoha Andry Rajoelina
PARLEMANTA – Amin’ny 16 jona no hihaona amin’ny mpanatanteraka ireo loholona
BASE TOLIARA – Ny fanonerana ataon’ny mpitrandraka no tena zava-dehibe hoy i Max Andonirina Fontaine
FAMBOLENA – Efa ahitana vokatra ny masomboly safiotra sy ny zezika organika sy mineraly
FANATANJAHAN-TENA – Miray vondrona amin’i Eswatiny sy Maroc ny Barea A’ amin’ny fifaninana Cosafa Cup