ANTENIMIERAMPIRENENA – Nolanian’ny solombavambahoaka tamin’ny endriny nasiam-panitsiana sy nasiam-panovana ny tolo-dalàna momba ny famokarana sy famarotana ny toaka gasy
NOSY BE – Ho tokanana ny sabotsy izao ny lalana mampitohy ny seranam-piaramanidina sy Hell Ville ary Andilana
FAMPIANARANA AMBONY – Amin’ny faran’ny volana oktobra no tokony hifarana ny taom-pianarana eny amin’ireo oniversitem-panjakana
ADY AMIN’NY VALALA – Tombanana ho mafy ny firongatry ny valala amin’ny taom-piadiana 2025-2026
FANATANJAHANTENA – Hampiantrano ny IHF Trophy i Madagasikara ny 27 hatramin’ny 31 may
