VAOVAO MINUTE FLASH 23 JONA 2025

ORINASA JIRAMA – Hanala mpiasa tsikelikely miisa 1037 ao anatin’ny dimy taona
VAROTRA- Lafarinina 45 kitapo voalaza fa efa simba no nogiazana tany Moramanga
RAHARAHA AMBOHIMALAZA – Mbola andrasana ny valin’ny fitsirihana ireo singa izay nalefa any ivelany
FAMATSIAN-DRANO – Hampiana forage miisa 2 ao Laniera ho fanatsarana ny famatsian-drano eny Ivato sy ny manodidina
FITATERANA – Miantso ireo mpanjifany izay handray sidina ny 25 Jona izao i Madagascar Airlines mba ho tonga aloha eny Ivato