FANAJARIANA – Hanangana tanàna vaovao any Nosy Be ny fitondram-panjakana
FAMBOLENA – Toerana fitahirizam-bokatra hatramin’ny 5000 taonina no hapetraka any Sava
FANJIFANA – Ho hatsaraina ny famatsian-drano ao Nosy Be sy Antsiranana
FAMPIANARANA AMBONY – Vinavinaina ho tapitra amin’ny volana Oktobra ny taom-pianarana 2024-2025
COSAFA CUP – Ny Liona avy any Atlas an’i Maraoka no hifandona voalohany amin’ny Barea ny 6 Jona
