-TANTARA – Natolotra ny fanjakana malagasy androany tany Parisy ireo kabeso voalaza fa an’i Ampanjaka Toera
-ANGOVO – Misy fikorontanana ny famatsian-jiro eto amin’ny tambazotra iraisan’Antananarivo
-FIFAMOIVOIZANA – Efa misy fihatsarana ny lalam-pirenena mampitohy ireo renivohi-paritany hoy ny minisitry ny Asa vaventy
-MAHAJANGA – Mandray ny fihaonamben’ny governora nanomboka androany
-TOE-KARENA – Tafatsangana ny tranoben’ny varotra Japon – Madagasikara
