FIARAHA-MIASA – Hisidina ho any Dubai ny Filoha Andry Rajoelina hitarika ny delegasion malagasy amin’ilay hetsika Madagascar Dubai Business Forum
FAMBOLENA – Hanokatra “agropole” goavana eto Madagasikara ry zareo Israelianina
NOSY BE – 7 000 tapitrisa ariary isan-taona ny vola ho voatsitsy rehefa miodina ny toby famokarana herinaratra avy amin’ny masoandro
FARITRA DIANA – Nisokatra omaly ny tsenan’ny lavanila maitso ho an’ny taom-piotazana 2024-2025
FAHASALAMANA – Mitohy ny fandraisana andraikitra na tapitra aza ny valanaretina lefakozatra hoy ny minisiteran’ny fahasalamam-bahoaka
