ANGOVO – Hanangana toby famokarana herinaratra avy amin’ny masoandro manana tanjaka 150 megawatts eto Madagasikara ny orinasa Masdar
FANDRAHARAHANA – Nifanakalo hevitra tamin’ireo mpandraharaha malagasy tonga tany Dubai ny Filoha Andry Rajoelina
LOZA – Nanamafy ny fahampian-drano nananany ny sampana mpamonjy voina tamin’ilay haintrano teny Tsarahonenana
FANABEAZANA – Lisea teknika telo no hahazo fampitaovana avy amin’ny governemanta japoney
BEACH SOCCER – Ho tanterahina any mahajanga ny andiany faharoa amin’ny « festival mazavaloha »
