TAFIKA – Hanangana vaomiera mpanadihady iraisana ny ministeran’ny Foloalindahy sy ny FAZSOI mikasika ilay loza nahafatesana miaramila telo teny Arivonimamo
FOTODRAFITRASA – Efa vita ny 50% amin’ny asa fametrahana tetezana vonjimaika ao amin’ny RNT 12A
TONTOLO IAINANA – Nisitraka fotodrafitrasa fanodinana fako ny ao Antsirabe
KOLONTSAINA – Ho tanterahina ny talata izao ny lanonana fandraisana ny Kabeson’ny Ampanjaka Toera eto Antananarivo
BAOLINA KITRA – Mpilalaon’ny Barea A’ miisa fito isan’ny voaantson’i Corentin Martins handrafitra ny ekipany amin’ny fifanintsanana amin’ny Mondial 2026
