VAOVAO – MINUTE FLASH 28 FEBROARY 2024

FIFINDRA-MONINA – Misokatra midanadana ho an’ny mpiasa Malagasy i Alemana
BIBY AROVANA – Zana-tsokatra miisa 147 no sarona tetsy Tsarasaotra
FOLOALINDAHY – Mpianatra manam-boninahitra miisa 112 no horaisin’ny Akademia miaramila amin’ity taona ity.
BAOLINA KITRA – Klioba 61 no handray anjara amin’ny fiadiana ny amboaran’i Madagasikara 2024
FIZAHANTANY – Hotanterahina ny 28 hatramin’ny 31 Martsa ho avy izao ny “Festival de Jazz Nosy Boraha”.