VAOVAO MINUTE FLASH 29 AOGOSITRA 2025

BAOLINA KITRA – Isan’ireo handeha ho any Kenya hanohana ny Barea ny Filoha Andry Rajoelina
BAOLINA KITRA – Hiezaka ny handresy an’i Maraoka i Madagasikara mandritra ny lalao famaranan’ny Chan hoy i Romuald Rakotondrabe
ANTANANARIVO – Hamafisina ny fandriam-pahalemana rahampitso sabotsy manoloana ny lalaon’ny Barea
FIARAHA-MIASA – Famatsiam-bola japoney mitentina 2 tapitrisa dolara ho fanamafisana ny fanjarian-tsakafo any amin’ny faritra atsimo
FOTODRAFITRASA – Ho tapaka ny ampahan-dalana manelanelana an’Anivorano Avaratra sy Antsiranana rahampitso sabotsy