NILAMINA NY FIFIDIANANA TAMIN’NY ANKAPOBENY

Nilamina ny fifidianana amin’ny ankapobeny raha ny nambaran’ny filohan’ny komity mahaleotena mikarakara fifidianana, Yves Heriniaina Rakotomanana, na dia teo aza ireo tsy fahatomombanana vitsivitsy.