Nanamafy ny filohan’ny foibem-pibaikoana ny ady amin’ny covid 19 sady minisitry ny Atitany, Tianarivelo Razafimahefa, fa tsy nivoaka tamin’ny kitapom-bolam-panjakana velively ilay vola 8000 tapitrisa ariary voalaza fa nividianana vatomamy ho an’ny mpianatra misotro Covid Organics. Na izany na tsy izany anefa, misy ny fanadihadiana ataon’ny inspection générale de l’Etat sy ny birao mahaleo tena miady amin’ny kolikoly na ny Bianco, hoy ny minisitra misahana fanabeazana misolo toerana. Nitaky ny mangarahara sy ny marina rahateo momba iny raharaha iny ny loholona.
Nitaky ny mangaraharaha mikasika ilay raharaha vatomamy 8 000 tapitrisa ariary ny loholona
Contenu Similaire
BASKETBALL – Madagascar éliminé en phase de poules de la FIBA 3x3 Women’s Series à Bangkok
par
2424.mg Actualité & Reportages
24 août 2026
ANGOVO – Hiaina fahatapahan-jiro mifandimby ny eto amin’ny tambazotra iraisan’Antananarivo anio hariva noho ny olana sedrain’ny TAC 1 ao Ambohimanambola
par
2424.mg Actualité & Reportages
24 août 2026
ÉLECTRICITÉ – Du matériel et des documents brûlés dans les deux incendies des locaux de la Jirama à Tanjombato ce week-end
par
2424.mg Actualité & Reportages
24 août 2026
MONNAIE – Les réserves de change de la Banky Foiben’i Madagasikara couvrent sept mois d’importations
par
2424.mg Actualité & Reportages
24 août 2026
TOURISME – Les arrivées de visiteurs en baisse de 7,9 % au premier semestre 2026
par
2424.mg Actualité & Reportages
24 août 2026