androany tamin’ny alalan’ny fananganan-tsaina ny fiandohan’ny fankalazana ny fety nasionaly. Nararaotina naseho tamin’izany ihany koa ny toerana vaovao filalaovan’ny ankizy sy fakan’aina eto amin’ny seranam-piaramanidina.
Isaorana manokana : ny ACM, ny Kaominin’Ivato, sy ireo mpisehatra anabakabaka rehetra.
Cet évènement a été également l’occasion de dévoiler le nouveau parc pour enfants et l’espace détente de l’aéroport.
Nous remercions en particulier : l’ACM, la commune d’Ivato et toutes les entités aéroportuaires.
